Raha ny fanazavana azo tamin’ny mpikarakara dia efa tsara rindra avokoa ny fanomanana rehetra. Samy hamoaka ny kantony avy izy ireo, manoloana ireo mpankafy azy. Sambany no hiakatra eto Toamasina ireto mpanakanto roa nitambatra ho iray ireto. ![]() ![]() SEHO FARAN’NY HERINANDRO : Maro ireo hetsika entina miala voly ka anjaranao no misafidy 2 mars 2017įampisehoana tokana no hiarahan’i Big Mj sy Arnaah, amin’ny vahoakan’i Toamasina amin’ny sabotsy ho avy izao, etsy amin’ny Espace Stella-Maris”.
0 Comments
Leave a Reply. |
AuthorWrite something about yourself. No need to be fancy, just an overview. ArchivesCategories |